#Madagascar : Mamory Ivato – Mpitondra môtô maty nifatratra tamin’ny kamiao


Tany ambany kamiao vao tafajanona ny môtô nentina tovolahy roa, ny alin’ny 30 avrily teny Mamory-Ivato. Maty tsy trà-drano ilay nitondra. Torana tsy nahatsiaro tena kosa ilay nentina avy ao aoriana.

Andeha hody eny Ivato izy roa lahy ireto izao tra-doza izao.

« Ratra teo amin’ny saokany sy tany amin’ny tratrany no hitanay tamin’ny vatany. Raha tsy nanao aroloha izy dia mety ho potipotika mihitsy ny tarehiny. Nidona tamin’ny « remorque » an’ilay kamiao angamba ny lohany, raha ny fijerinay azy. Mety ho nandeha mafy ihany koa ilay môtô ka tsy tafajanona », hoy ny fitantaran’ny fianakavian’ity tovolahy vao 22 taona maty ity, teny amin’ny tranom-patin’ny hôpitaly Joseph Ravoahangy Andrianavalona omaly.

http://www.aoraha.com/mamory-ivato-mpitondra-moto-maty-nifatratra-taminny-kamiao/

Publicités

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s