Fitaterana an-dranomasina – Efa saika hividy sambo i #Madagascar talohan’ny krizy


Hahitana tombony bebe kokoa, ary hidina ny vidin-tsolika sy ny vidin’entana ilaina andavanandro raha manana sambo mpitatitra isika mba hialana amin’ny fanofana sambo vahiny amin’ny fitaterana entam-barotra manketo an-toerana. «Efa nisy ihany ny tetikasa fividianana sambo, tany amin’ny taona 2008. Efa niantomboka ny fifampiresahana tamin’ireo Japoney izay saika namandrihana sambo roa, saingy tapaka ny fifampidinihana noho ny krizy, tamin’ny taona 2009», hoy i Botozaza Pierrot, Praiminisitra lefitra misahana ny Toekarena sy ny indostria amin’izao fotoana izao ary isan’ireo tompon-kevitra tamin’ny fikasana hividy ireo sambo ireo tamin’ny fotoana nitondran’i Marc Ravalomanana.

», hoy Razafindraibe Lucien, tatsambo filohan’ny federasiona nasionalin’ireo mpiasan’ny fitaterana (Fnet). Nomarihany fa tokony ho laharam-pahamehana ny fanaovana ny fitaterana an-dranomasina ho isan’ny antoky ny fampandrosoana. Nambaran’i Botozaza Pierrot anefa fa aorian’ny krizy vao mety ho azo atao ny miverina mandinika ny mikasika izany fividianana sambo izany indray. 15 tapitrisa dôlara dia efa mety mahazo sambo iray ahafahana mitatitra solika 4 000 taonina «

HNA

http://www.aoraha.com/fitaterana-an-dranomasina-efa-saika-hividy-sambo-i-madagasikara-talohanny-krizy/

Publicités

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s