Madagascar : Toro lalana (itinéraire de bus)


ZOTRA 112

Misy karazany roa ny zotra 112 an’ny kaoperativa Kofimava mampitohy an’Analakely sy ny Boriborintany faha-VI, eny Ambohimanarina sy ny manodidina. Misy ny zotra 112 mitondra ny tabilao manga izay miala eny Andranoro, Ambohibao, Anosisoa, Ambohimanarina, Andraharo, Ankazomanga, Soarano ary Behoririka. Mitovy amin’izay ihany koa ny lalan’ny tabilao miloko mena saingy kosa miainga eny Morondava, Ambohibao, Anosisoa, Ambohimanarina, Andraharo, Ankazomanga, Soarano ary Behoririka

http://www.aoraha.com/toro-lalana/

Publicités

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s