#Madagascar – Kapiteny iray sy zandary tsotra naratra mafy


Vaky mihitsy ny lohan’ity zandary  iray mitondra ny grady kapiteny izay tra-doza tany Tsiroanomandidy, ny  sabotsy alina tokony ho tamin’ny 11 ora.
Tapaka kosa ny tongotra sy ny tanan’ny vadiny. Mbola nisy zandary iray  niaraka tamin’izy ireo ihany koa naratra, tapa-tongotra tamin’ity  lozam-pifamoivoizana ity. Samy nakarina aty an-drenivohitra ireo naratra  ireo. Ilay manam-boninahitra no isan’ny arahi-maso akaiky.

«Andeha hody ilay kapiteny kaomandin’ny kaompanian’ny Zandari­maria  ao Tsiroanomandidy, niaraka tamin’ny vadiny sy ny zandary iray io  tra-doza io. Ilay manamboninahitra no namily ilay fiaran’ny zandary  «galloper II». Teo amin’ny fiolahana hiakatra ny lalana mihazo ny  tobim-paritry ny zandary eo Ankadinakanga no nidona  mafy tamin’ny  tsangambato manoloana ny paositra ilay fiara.  Efa tonga eny amin’ny  hopitaly Soavinandriana izy telo naratra ireo manaraka fitsaboana  hatramin’ ny omaly», hoy ny loharanom-baovao avy amin’ny zandary any  Tsiroano­mandidy.

Faralala

http://www.aoraha.com/lozam-pifamoivoizana-kapiteny-iray-sy-zandary-tsotra-naratra-mafy/

Publicités

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s