#Madagascar : Iray maty, dimy naratra teny Ampasika


Raim-pianakaviana iray no maty tsy tra-drano teny amin’ny lalana »digue », ny alahady alina teo manodidina ny tamin’ny valo ora alina. »Renault 18 » no nifatratra tany amina fiara marika »Peugeot 304 » iray ka nitarika izao voka-dratsy izao. Samy potika tanteraka ireo fiara roa ireo.

“Olona 3 mianaka no tra-doza tao anatin’ilay fiara 304 ka ilay mpamily no maty tsy tra-drano, ramatoa vadiny kosa voadona mafy ny lohany ary nipotsaka mihitsy ny voamasony. Voadona tany amin’ny lohany ihany koa ilay zanany ka ny marainan’ny alatsinainy vao nivoaka ny hopitaly”, araka ny fanazavan’ny zaodahin’ilay maty.

Olona telo kosa no naratra tao amin’ilay fiara ‘’Renault 18’’ ary efa samy nentina teny amin’ny hôpitaly Joseph Ravoahangy Andrianavalona.

Haja R.

http://www.aoraha.com/lozam-pifamoivoizana-iray%E2%80%88maty%E2%80%88dimy%E2%80%88naratra%E2%80%88teny-ampasika/

Publicités

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s