#Madagascar : coupure de routes


LALANA TAPAKA. Mety hisy fanelingelenana ny fifamoivoizana eny Mahamasina sy ny mano- didina mandritra ny lalao iraisam-pirenena eo amin’ ny taranja baolina lavalava. Ezahin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra (Cua) anefa ny handamina izany. Mety hisy ampahan- dalana tsy azo ifamoivoizan’ny fiara mandritra ny fotoana fanokafana anio.

SIMBA NY RN5. Anarana sisa ny hoe lalana raha ny lalam-pirenena fahadimy no resahina. Simba tanteraka ny lalana mampitohy an’i Soanierana Ivongo sy Maroantsetra. Milaza ho tsy mitady lalana vita tara ny mponina amin’iny faritra iny fa rehefa azo ivezivezena dia ampy azy. Mampitaraina azy ireo ihany koa ny tsy fahavitan’ny tetezana mampitohy an’i Maroantsetra sy Mananara Avaratra.

http://www.aoraha.com/tapatapany-114/

Publicités

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s