#Madagascar : Asa vaventy – Hanaovana andrana ny lalana « Béton »


Hanaovana andrana, horakofana vatosokay seseham-by na « beton » ny arabe mirefy 150 m eny Sabotsy Namehana, handrefesana ny fahombiazan’ ny fikarohana nataon’ny manam-pahaizana avy eny amin’ny Politeknika. Teknika vaovao izy ity, araka ny nambaran’ny Profesora Rakotomalala Jean Lalaina, avy ao amin’ny Politeknika. Nisy fifanarahana momba izany niarahan’ny minisiteran’ny Asa Vaventy sy ny Fikambanan’ny injenieran’ny asa vaventy eto Madagasikara (Fiavama) ary ny Politeknika natao sonia omaly.

« Tsy dia mampiasa simenitra be loatra ary rano kely ihany no ilaina. Azon’ny orinasa madinika mpanao lalana fehezina tsara izy io, na dia somary lafo kokoa noho ny vidin’ny tara aza. Tombony anefa ny fahatezany », hoy ny Pr Rakotomalala Jean Lalaina.

B.A

http://www.aoraha.com/asa-vaventy-hanaovana-andrana-ny-lalana-%E2%80%82beton%E2%80%82/

Publicités

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s