#Madagascar – Ambohibao : Roalahy nitondra moto nifandona tamin’ny camion


Samy tapaka sy vaky loha avokoa ny tongotr’izy roalahy nanao taingin-droa tamin’ny moto ny alin’ny Alatsinainy teo tokony ho tamin’ny 9 ora sy sasany alina tetsy Ambohibao Fiara lehibe mpitatitr’entana handeha hihazo an’Ivato no nifanitsy tamin’ity moto ity. Araka ny fanazavan’ireo nanatri-maso dia avy nisotrosotro izy roalahy nitondra moto ireo io alin’ny alatsinainy io ka efa mamomamo vao nihevitra ny hamonjy fodiana. Tsy tany amin’ny lalana tokony handehanany anefa izy ireo no nandeha fa ny mifanohitra amin’izany. Tamin’izay fotoana izay indrindra anefa no nisy fiara lehibe nifanena tamin’izy ireo ka dia nifanao katro-doha tao ny andaniny sy ny ankilany. Tsy afa-niala azy ireo ilay fiara be ka tafasitrika tao ambaniny izy roalahy ireto. Soa ihany fa tsy nifanitsy tamin’ny kodiarana fa raha tsy izany dia mety ho namoy ny ainy izy ireo.

Posté par JdM on oct 10, 2012

http://www.newsmada.com/loto-sy-herisetra-55/

Publicités

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s