#Madagascar – Antananarivo : Fahatapahan-dalana ny 10 sy 11 oktobra maraina


Araka ny fahazoan-dalana avy amin’ny fiadidiana ny tanànan’Antananarivo renivohitra, ny seraseran’ny Zandarimariam-pirenena dia mampahafantatra ny besinimaro fa ho tapaka ny lalana eo Andrefanambohijanahary avy eo Anosy na eo amin’ny Trondro- arrêt taxi-be- ka hatreny amin’ny JIRAMA, ny alarobia sy alakamisy manomboka amin’ny 7 ora maraina ka hatramin’ny 11 ora antoandro.

Izany dia noho ny famerenana sy fanatanterahana ny lanonana ara-miaramila fifamindram-pahefana eo amin’ny Komandin’ny Zandarimariam-pirenena vaovao sy ny telo aloha.

Ny Zandarimariam-pirenena dia mampita ny fialan-tsiny amin-tsika rehetra mpampiasa iny lalana iny nohon’ny fanelingelenana sy ny fahatampohana.

Mercredi, 10 Octobre 2012

http://www.midi-madagasikara.mg/index.php/component/content/article/8-faits-divers/8027-antananarivo–fahatapahan-dalana

Publicités

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s