#Madagascar – Lozam-pifamoivoizana : Vehivavy iray maty, olona fito naratra


Toerana roa samy hafa no nisehoana lozam-pifamoivoizana tamin’ny faran’ny herinandro. Ny roa niseho teny amin’ny By pass. Fiara iray tsy nanaja stop no nandona iray hafa teny Ankadindratobo. Vokany, olona telo no naratra. Teny amin’iny faritra iny ihany no nahafatesana 4’mi iray. Vehivavy tokony ho 40 taona eo. Nodomina fiara izy io. Fa teny amin’ny lalam-pirenena faha-4 teny Ankadimainty Mahitsy, fiara nifampisongona no nahatonga ny loza. Vokany olona telo no naratra. Ny loharanom-baovao no nahalalana fa nisy taxi-brousse ho any Mahajanga nandeha nilamina tsara. Rehefa teo amin’ilay toerana nisehoan’ny loza, nisy fiara 4X4 nisongona azy. Tampoka teo anefa, voadonan’ilay 4X4 ny ilany havian’ilay taxi-brousse. Lasa nivarina tao anaty tatatra io farany. Tao anatiny ireo olona naratra. Nentina avy hatrany teny amin’ny hopitaly Bejofo. Ny roa rehefa nahazo fitsaboana dia afaka nody. Nisy iray voa mafy kosa mbola manaraka fitsaboana.

r.s.

Lundi, 19 Novembre 2012

http://www.midi-madagasikara.mg/index.php/component/content/article/8-faits-divers/9146-lozam-pifamoivoizana–vehivavy-iray-maty-olona-fito-maratra

Publicités

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s