#Madagascar : Mitaraina ho voa­sava matetika ireo taksibe


Velon-taraina amin’ny fisavana matetika tanterahana aminy hataon’ireo mpitandro ny filaminana ireo mpitondra taksibe. Ny fahasamihafan’ny sazy homen’ireo mpitandro ny filaminana izay manakana sy misava azy ireo sy ny filam-baniny ary ny fanararaotana sy ny fanamparam- pahefana no antony mahatonga azy ireo manao izany.

« Tokony hisy ny lalàna mametra ny sazy homena ireo mpitatitra manao asa fitateram-bahoaka satria samy manana ny sazy omeny ny polisim- pirenena sy ny polisy monisipaly. Mila hazavaina sy hapetraka tsara hoe iza no mpitandro ny filaminana afaka misava sy manasazy, satria maro loatra ary tsy fantatra intsony ny tena izy sy tsy izy. Raha miala eo Amboditsiry hihazo an’Anosy ny taksibe iray dia mpitandro ny filaminana dimy karazana no manakana sy misava ka manery an-kolaka azy ireo hanao kolikoly nony farany », raha ny fanazavana nomen-dRasolo¬manana Heriniaina, filohan’ny fikambanan’ny tanora mpitatitra eto Madagasikara (AJTM).

http://www.lexpressmada.com/5474/fitaterana-madagascar/41701-mitaraina-ho-voa-sava-matetika-ireo-taksibe.html

Publicités

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s